Capsule

Capsule

Ny kapsule dia endrika ampiasaina amin'ny fanafody entina am-bava.Misy akorany vita amin'ny gelatine misy fanafody ao anatiny.